Miverina indray ny 2424FM! Manomboka izao, dia afaka manaraka indray ny vaovao, ny mozika ankafizinareo ary ny fandaharana mampiavaka ny onjam-peo 92.2 MHz ianareo. Araho isan’andro ny onjam-peo akaiky ny mponina.
Hitondra lohahevitra mahaliana sy mahasoa ho anareo mpihaino azy ireo mpanentana sy mpanolotra fandaharana ary mpanao gazety. Mifandraisa foana amin’ny onjam-peo miara-mientana aminao sy mampiaina anao ireo vaovao eto Madagasikara sy eran-tany. «



