Fly Technologies Fly Technologies
Manohana ny fiovàna nomerika eto Madagasikara ny FLY TECHNOLOGIES amin’ny alalan’ny fizarana marika malaza maneran-tany.
Manolotra vahaolana informatika mifanaraka amin’ny filàn’ny tsirairay sy ny rafitra lehibe izy.
Manavao ihany koa ny orinasa ho an’ny fampandrosoana maharitra, indrindra amin’ny alalan’ny famoahana finday mandeha amin’ny herin’ny masoandro.
Miantoka tolotra fikojakojana ilaina amin’ny fahombiazan’ny rafitra nomerika any amin’ny orinasa isan-tsokajiny ny fahaiza-manaon’ny FLY TECHNOLOGIES.
- Marika tsinjaraina : Xiaomi, Lenovo, Hisense, Canon, Thomson, Maxell