2424 FM 2424 FM
Tamin’ny taona 2018 no niorina ny 2424.mg, orinasa sangany amin’ny fampitam-baovao nomerika eto Madagasikara.
Mampiavaka azy ny fampiasana ny tambajotran-tseraseran’ny fiarahamonina. Fomba fijery tsy mitanila, manaraka ny tandrohasin’ny asa fanaovan-gazety, ary manamarina amin’ny fomba hentitra ny vaovao zarainy no fototra iorenany.
Ny hisitrahan’ny rehetra vaovao, amin’ny fomba haingana amin’ny fampitam-baovao nomerika no tena imasoany.
Feon’olom-pirenena mahaleo tena, mivoatra manaraka ny fiovaovan’ny fiarahamonina malagasy izy.
- Sangany eo amin’ny fampitam-baovao nomerika, mihoatra ny 700 000 ireo manaraka azy.