Varotra& tolotra Commerce & Services
Ny sehatry ny Varotra sy Tolotra no itondran’ny INVISO Group fampivoarana eo amin’ny fiainana andavanandron’ny Malagasy, amin’ny alalan’ny fametrahana vahaolana miankina amin’ny teknolojia sy ny angovo avo lenta.
Manamora ny fisitrahan’ny mponina ireo tolotra mamaly ny filana fototra sy mampiroborobo ny fifanakalozana ary manaraka ny fivoarana nomerika izahay amin’ny fampirindrana ny fanavaozana sy ny fanatonana ny mpanjifa.