Indostria Indostria
Amin’ny maha-mpisava lalana azy eo amin’ny sehatry ny indostria eto Madagasikara, dia mametraka ny kalitaon’ny famokarana ho fototry ny paikadiny amin’ny fampandrosoana ny firenena ny INVISO Group. Ny fanodinana ireo vokatra eto an-toerana dia entinay mitondra fanovana matanjaka. Manodina ny harena misy eto Madagasikara izahay , mba hananganana toekarena mahaleo tena sy mahazaka fifaninanana.