I-lease I-lease
Manolotra vahaolana fanofana lavitra ezaka fitaovana informatika mifanaraka amin’ny filàn’ny tsirairay,
hanampiana ny orinasa hanavao ny fitaovam-piasany ny orinasa I-LEASE.
Ity tolotra ity dia ahafahan’ny matihanina manavao ny fitaovana teknolojika ampiasainy nefa tsy manavesatra ny vola avoakany eo am-piandohana.
Tolotra natao ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany ary ireo orinasa lehibe te hitazona ny heriny ao anatin’ny sehatrasa no omen’ny I-LEASE.
Manamora ny fahazoana fitaovana manara-penitra ny I-LEASE ary manohana mivantana ny fiovàna nomerika ao amin’ny sehatra tsy miankina.
- Sehatra fototra iasana : Fanofana lavitra ezaka fitaovana informatika mifanaraka amin’ny filàna