ID RENTAL ID RENTAL
Manolotra vahaolana “leasing” mifanaraka amin’ny filan’ireo matihanina te hanankina amina orinasa hafa ny fitantanana ny fiara iasany.
Fiara sy fitaovam-pitaterana matanjaka no ampanofainy mandritra ny fotoana maharitra ka ahafahan’ireo mpanjifa azy manokana ny fahafahany mampiasa vola amin’ny sehatra hafa.
Mifanaraka tsara amin’ny filana sy ny tetibolan’ny orinasa mifanaraka aminy ny tolotra omen’ny IDRental izay azo heverina fa mpiara-miombona antoka azo antoka amin’ny sehatry ny fitaterana sy ny fampitaovana.