Mentions légales Mentions légales Mentions légales Mentions légales Mentions légales
1 -AMPIDIRANA NY TRANOKALA
TOERANA FOIBE (SIEGE SOCIAL) : Lot 01 A Ambohibao
NIF : 2001632404
STAT : 70202 11 2014 0 10 434
Mailaka : contact@inviso-group.com
Telefaonina :
+261 38 11 516 10
+261 38 06 480 14
Tranonkala : inviso-group.com
2 -FAMORONANA NY TRANOKALA SY NY ENDRIKARAZANY (GRAPHISME)
.Famolavolana sy interface : Inviso Group sy Agence Bienfe
.Ny Webmaster dia ny Agence Bienfe.
.Mifandraisa amin’ny Webmaster : contact@bienfe.com
3 –FANANANA ARA-TSAINA SY FANDIKAN-DALÀNA
Ny atiny rehetra ao amin’ny tranokala https://inviso-group.com/, anisan’izany fa tsy voafetra amin’ny: sary famolavolana, lahatsoratra, horonan-tsary, feo, logo, kisary, sary ary ny fomba fandaminana azy ireo, dia fananan’ny orinasa INVISO manokana.
Voarara tanteraka ny fandikana, fanovana, famoahana, fanamboarana na fandefasana indray, na amin’ny ampahany na manontolo, amin’ny alalan’ny fomba na teknika rehetra, raha tsy misy fahazoan-dalana mialoha sy an-tsoratra avy amin’ny INVISO amin’ny adiresy mailaka contact@inviso-group.com.
Ny tsy fanajana io fandraràna io dia heverina ho fandikan-dalàna amin’ny fananana ara-tsaina. Noho izany, ny tompon’ny atiny voadika na ampiasaina tsy ara-dalàna dia afaka mandray fepetra ara-pitsarana hanenjehana anao.