Ferris Engineering Ferris Engineering
Ny FERRIS ENGINEERING dia manohana sy miara-dalana amin’ny fiovàna an-tanàn-dehibe eto Madagasikara
efa nanomboka tamin’ny taona 2013.
Amin’ny alalan’ny sehatrasa fanorenana sy fanarenana fotodrafitrasa.
Manome lanja ny kalitao sy ny asa fanorenana maharitra ny orinasa, ka manohana ny fitomboan’ny toekarena eto amin’ny firenena.
Mandray anjara amin’ny fananganana toeram-piasana, toerana fialam-boly ary fotodrafitrasa ho an’ny daholobe maoderina izy. Miantoka asa manaraka ny kalitao hentitra sy mifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena momba ny fanorenana ny fahaiza-manaony.
- Sehatra iasana : Tao-trano sy fotodrafitrasa, fanorenana, fanarenana fotodrafitrasa